# Nahoana no te hampiala ny masony mba tsy hijery azy ny malalan'ilay vehivavy? Tiany hamily ny masony tsy hijery azy ny malalan'ilay vehivavy satria manafotra azy ny masony. # Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny volony? Soritsoritany tahaka ny andian'osy eny amin'ireo hantsan'ny Tendrombohitr'i Gileada izy.