plt_tq/sng/02/05.md

8 lines
316 B
Markdown

# Inona no tian'ilay tovovavy hamelomana sy hamelombelomana ny tenany?
Naniry mofo misy voaloboka mba hamelomana azy sy paiso mba hamelombelomana azy ilay tovovavy.
# Taiza ny tanana havanana sy havian'ilay tovolahy?
Ny tanany havia dia eo ambanin'ny lohan'ilay tovovavy, ary ny tanany havanana dia mamihina azy.