plt_tq/sng/02/05.md

316 B

Inona no tian'ilay tovovavy hamelomana sy hamelombelomana ny tenany?

Naniry mofo misy voaloboka mba hamelomana azy sy paiso mba hamelombelomana azy ilay tovovavy.

Taiza ny tanana havanana sy havian'ilay tovolahy?

Ny tanany havia dia eo ambanin'ny lohan'ilay tovovavy, ary ny tanany havanana dia mamihina azy.