# Inona no tian'ilay tovovavy hamelomana sy hamelombelomana ny tenany? Naniry mofo misy voaloboka mba hamelomana azy sy paiso mba hamelombelomana azy ilay tovovavy. # Taiza ny tanana havanana sy havian'ilay tovolahy? Ny tanany havia dia eo ambanin'ny lohan'ilay tovovavy, ary ny tanany havanana dia mamihina azy.