plt_tq/sng/02/03.md

496 B

Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny malalany eo amin'ireo tovolahy?

Nanoritsoritra ny tovolahiny toy ny hazo paiso izay eo amin'ireo hazon'ny ala ilay tovovavy.

Taiza no nipetrahan'ilay tovovavy?

Nipetraka teo ambanin'ny alokany tamin'ny hafaliam-be izy.

Inona no mamy aminy?

Ny voany no mamy ao am-bavany.

Taiza no nitondran'ilay tovolahy azy?

Nitondra azy tany amin'ny trano amin'ny fanasam-be ilay tovolahy.

Inona no fanevany taminy?

Ny fanevany taminy dia fitiavana.