plt_tq/sng/02/03.md

20 lines
496 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny malalany eo amin'ireo tovolahy?
Nanoritsoritra ny tovolahiny toy ny hazo paiso izay eo amin'ireo hazon'ny ala ilay tovovavy.
# Taiza no nipetrahan'ilay tovovavy?
Nipetraka teo ambanin'ny alokany tamin'ny hafaliam-be izy.
# Inona no mamy aminy?
Ny voany no mamy ao am-bavany.
# Taiza no nitondran'ilay tovolahy azy?
Nitondra azy tany amin'ny trano amin'ny fanasam-be ilay tovolahy.
# Inona no fanevany taminy?
Ny fanevany taminy dia fitiavana.