plt_tq/sng/01/09.md

410 B

Amin'ny inona no ampitahan'ny malalan'ilay tovovavy azy?

Ampitahainy amin'ny soavaly vavy eo amin'ireo kalesin'i Farao izy.

Inona no lazain'ny malalany fa eo amin'ny takolany sy vozony?

Lazainy fa firavaka no eo amin'ny takolany ary firavaka voatohy no eo amin'ny vozony.

Inona no nolazain'ny malalany fa hataony ho azy?

Lazainy fa hanao firavaka volamena amin'ny volafotsy misy kitrony ho azy izy.