# Amin'ny inona no ampitahan'ny malalan'ilay tovovavy azy? Ampitahainy amin'ny soavaly vavy eo amin'ireo kalesin'i Farao izy. # Inona no lazain'ny malalany fa eo amin'ny takolany sy vozony? Lazainy fa firavaka no eo amin'ny takolany ary firavaka voatohy no eo amin'ny vozony. # Inona no nolazain'ny malalany fa hataony ho azy? Lazainy fa hanao firavaka volamena amin'ny volafotsy misy kitrony ho azy izy.