plt_tq/sng/01/09.md

12 lines
410 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'ny inona no ampitahan'ny malalan'ilay tovovavy azy?
Ampitahainy amin'ny soavaly vavy eo amin'ireo kalesin'i Farao izy.
# Inona no lazain'ny malalany fa eo amin'ny takolany sy vozony?
Lazainy fa firavaka no eo amin'ny takolany ary firavaka voatohy no eo amin'ny vozony.
# Inona no nolazain'ny malalany fa hataony ho azy?
Lazainy fa hanao firavaka volamena amin'ny volafotsy misy kitrony ho azy izy.