plt_tq/phm/01/01.md

324 B

Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy?

Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy.

Ho an'iza no nanoratana ity taratasy ity?

Nosoratana ho an'i Filemona ity taratasy, rahalahy malala sy mpiara-miasa amin'i Paoly.

Toerana ohatran'ny ahoana no iangonan'ny fiangonana?

Ao an-trano no miangona ny fiangonana.