plt_tq/phm/01/01.md

12 lines
324 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy?
Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy.
# Ho an'iza no nanoratana ity taratasy ity?
Nosoratana ho an'i Filemona ity taratasy, rahalahy malala sy mpiara-miasa amin'i Paoly.
# Toerana ohatran'ny ahoana no iangonan'ny fiangonana?
Ao an-trano no miangona ny fiangonana.