# Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy? Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy. # Ho an'iza no nanoratana ity taratasy ity? Nosoratana ho an'i Filemona ity taratasy, rahalahy malala sy mpiara-miasa amin'i Paoly. # Toerana ohatran'ny ahoana no iangonan'ny fiangonana? Ao an-trano no miangona ny fiangonana.