plt_tq/lam/05/19.md

311 B

Inona no lazain'izy ireo momba ny fanjakana sy ny seza fiandrianana?

Manjaka mandrakizay Yaveh ary hatramin'ny taranaka fara-mandimbiny ny seza fiandrianany.

Inona no anotanian'izy ireo amin'i Yaveh?

Manontany amin'i Yaveh izy ireo raha mamela azy ireo mandrakizay Izy, ary raha haveriny Aminy izy ireo.