plt_tq/lam/05/19.md

8 lines
311 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no lazain'izy ireo momba ny fanjakana sy ny seza fiandrianana?
Manjaka mandrakizay Yaveh ary hatramin'ny taranaka fara-mandimbiny ny seza fiandrianany.
# Inona no anotanian'izy ireo amin'i Yaveh?
Manontany amin'i Yaveh izy ireo raha mamela azy ireo mandrakizay Izy, ary raha haveriny Aminy izy ireo.