# Inona no lazain'izy ireo momba ny fanjakana sy ny seza fiandrianana? Manjaka mandrakizay Yaveh ary hatramin'ny taranaka fara-mandimbiny ny seza fiandrianany. # Inona no anotanian'izy ireo amin'i Yaveh? Manontany amin'i Yaveh izy ireo raha mamela azy ireo mandrakizay Izy, ary raha haveriny Aminy izy ireo.