forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
336 B
Markdown
8 lines
336 B
Markdown
# Inona no nahazo ireo lehilahy mahery sy ireo lehilahy tanora?
|
|
|
|
Nentina tany amin'ny trano fikosoham-bary ireo lehilahy mahery ary nivembena milanja hazo ireo tovolahy.
|
|
|
|
# Inona no nahazo ireo loholona sy ireo lehilahy mahery?
|
|
|
|
Nalàna teo amin'ny vavahadin'ny tanàna ireo loholona ary teo amin'ny zava-manenony ireo lehilahy mahery.
|