plt_tq/lam/05/13.md

336 B

Inona no nahazo ireo lehilahy mahery sy ireo lehilahy tanora?

Nentina tany amin'ny trano fikosoham-bary ireo lehilahy mahery ary nivembena milanja hazo ireo tovolahy.

Inona no nahazo ireo loholona sy ireo lehilahy mahery?

Nalàna teo amin'ny vavahadin'ny tanàna ireo loholona ary teo amin'ny zava-manenony ireo lehilahy mahery.