# Inona no nahazo ireo lehilahy mahery sy ireo lehilahy tanora? Nentina tany amin'ny trano fikosoham-bary ireo lehilahy mahery ary nivembena milanja hazo ireo tovolahy. # Inona no nahazo ireo loholona sy ireo lehilahy mahery? Nalàna teo amin'ny vavahadin'ny tanàna ireo loholona ary teo amin'ny zava-manenony ireo lehilahy mahery.