plt_tq/lam/05/11.md

277 B

Inona no nahazo ireo vehivavy sy ireo virijiny?

Voaolana ireo vehivavy tao Ziona sy ireo virijiny tao amin'ireo tanànan'i Joda.

Inona no nahazo ireo andriandahy sy ireo loholona?

Nahantona tamin'ny tanany ihany ireo andriandahy ary tsy nomen-boninahitra ireo loholona.