# Inona no nahazo ireo vehivavy sy ireo virijiny? Voaolana ireo vehivavy tao Ziona sy ireo virijiny tao amin'ireo tanĂ nan'i Joda. # Inona no nahazo ireo andriandahy sy ireo loholona? Nahantona tamin'ny tanany ihany ireo andriandahy ary tsy nomen-boninahitra ireo loholona.