plt_tq/lam/05/11.md

8 lines
277 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nahazo ireo vehivavy sy ireo virijiny?
Voaolana ireo vehivavy tao Ziona sy ireo virijiny tao amin'ireo tanànan'i Joda.
# Inona no nahazo ireo andriandahy sy ireo loholona?
Nahantona tamin'ny tanany ihany ireo andriandahy ary tsy nomen-boninahitra ireo loholona.