plt_tq/lam/05/08.md

432 B

Inona no lazain'ny olona momba ireo andevo?

Lazain'ny olona fa manapaka eo amin'izy ireo ny andevo ary tsy misy hanavotra azy ireo.

Ahoana no anoritsoritan'izy ireo ny tenany rehefa mivoaka mba hitady mofo izy ireo?

Manao sorona ny ainy izy ireo vao mahazo ny mofony eo anoloan'ny sabatra any an'efitra.

Ahoana no anoritsoritan'izy ireo ny hodiny?

Tahaka ny fatana sy mahamay nohon'ny tazon'ny mosary ny hoditr'izy ireo.