# Inona no lazain'ny olona momba ireo andevo? Lazain'ny olona fa manapaka eo amin'izy ireo ny andevo ary tsy misy hanavotra azy ireo. # Ahoana no anoritsoritan'izy ireo ny tenany rehefa mivoaka mba hitady mofo izy ireo? Manao sorona ny ainy izy ireo vao mahazo ny mofony eo anoloan'ny sabatra any an'efitra. # Ahoana no anoritsoritan'izy ireo ny hodiny? Tahaka ny fatana sy mahamay nohon'ny tazon'ny mosary ny hoditr'izy ireo.