plt_tq/lam/05/08.md

12 lines
432 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no lazain'ny olona momba ireo andevo?
Lazain'ny olona fa manapaka eo amin'izy ireo ny andevo ary tsy misy hanavotra azy ireo.
# Ahoana no anoritsoritan'izy ireo ny tenany rehefa mivoaka mba hitady mofo izy ireo?
Manao sorona ny ainy izy ireo vao mahazo ny mofony eo anoloan'ny sabatra any an'efitra.
# Ahoana no anoritsoritan'izy ireo ny hodiny?
Tahaka ny fatana sy mahamay nohon'ny tazon'ny mosary ny hoditr'izy ireo.