plt_tq/lam/05/05.md

8 lines
334 B
Markdown

# Ahoana no anoritsoritan'i Jeremia izay manjo azy ireo?
Manenjika azy ireo ny fahavalon'izy ireo, reraka izy ireo; ary tonga tany amin'ireo Egyptiana sy ireo Asyriana mba hitady sakafo izy ireo.
# Inona no lazain'ny olona momba ny fahotana?
Lazain'izy ireo fa nanota ny razambeny ary izy ireo no mizaka ireo fahotan'ny razambeny.