# Ahoana no anoritsoritan'i Jeremia izay manjo azy ireo? Manenjika azy ireo ny fahavalon'izy ireo, reraka izy ireo; ary tonga tany amin'ireo Egyptiana sy ireo Asyriana mba hitady sakafo izy ireo. # Inona no lazain'ny olona momba ny fahotana? Lazain'izy ireo fa nanota ny razambeny ary izy ireo no mizaka ireo fahotan'ny razambeny.