plt_tq/lam/05/05.md

334 B

Ahoana no anoritsoritan'i Jeremia izay manjo azy ireo?

Manenjika azy ireo ny fahavalon'izy ireo, reraka izy ireo; ary tonga tany amin'ireo Egyptiana sy ireo Asyriana mba hitady sakafo izy ireo.

Inona no lazain'ny olona momba ny fahotana?

Lazain'izy ireo fa nanota ny razambeny ary izy ireo no mizaka ireo fahotan'ny razambeny.