forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
410 B
Markdown
8 lines
410 B
Markdown
# Inona no tokony hasandratry ny olona amin'Andriamanitra any an-danitra rehefa mitsapa sy mandinika ny lalan'izy ireo ary miverina amin'i Yaveh izy ireo?
|
|
|
|
Tokony hanandratra ny fon'izy ireo ary ny tanan'izy ireo amin'Andriamanitra any an-danitra izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no tokony eken'ny vahoaka fa nataon'izy ireo tamin'i Yaveh raha mivavaka izy ireo?
|
|
|
|
Tokony hanaiky izy ireo fa nanota ary nikomy tamin'i Yaveh.
|