# Inona no tokony hasandratry ny olona amin'Andriamanitra any an-danitra rehefa mitsapa sy mandinika ny lalan'izy ireo ary miverina amin'i Yaveh izy ireo? Tokony hanandratra ny fon'izy ireo ary ny tanan'izy ireo amin'Andriamanitra any an-danitra izy ireo. # Inona no tokony eken'ny vahoaka fa nataon'izy ireo tamin'i Yaveh raha mivavaka izy ireo? Tokony hanaiky izy ireo fa nanota ary nikomy tamin'i Yaveh.