plt_tq/lam/03/40.md

410 B

Inona no tokony hasandratry ny olona amin'Andriamanitra any an-danitra rehefa mitsapa sy mandinika ny lalan'izy ireo ary miverina amin'i Yaveh izy ireo?

Tokony hanandratra ny fon'izy ireo ary ny tanan'izy ireo amin'Andriamanitra any an-danitra izy ireo.

Inona no tokony eken'ny vahoaka fa nataon'izy ireo tamin'i Yaveh raha mivavaka izy ireo?

Tokony hanaiky izy ireo fa nanota ary nikomy tamin'i Yaveh.