plt_tq/lam/03/30.md

8 lines
273 B
Markdown

# Inona no asehoan'i Yaveh, na dia mahatonga alahelo aza Izy?
Haneho fangoraham-po Yaveh na dia mahatonga alahelo aza Izy.
# Avy aiza no tsy ampahorian'i Yaveh na hampijaliany ireo zanak'olombelona?
Tsy mampahory na mampijaly ireo zanak'olombelona ny ao am-pon'i Yaveh.