plt_tq/lam/03/30.md

273 B

Inona no asehoan'i Yaveh, na dia mahatonga alahelo aza Izy?

Haneho fangoraham-po Yaveh na dia mahatonga alahelo aza Izy.

Avy aiza no tsy ampahorian'i Yaveh na hampijaliany ireo zanak'olombelona?

Tsy mampahory na mampijaly ireo zanak'olombelona ny ao am-pon'i Yaveh.