# Inona no asehoan'i Yaveh, na dia mahatonga alahelo aza Izy? Haneho fangoraham-po Yaveh na dia mahatonga alahelo aza Izy. # Avy aiza no tsy ampahorian'i Yaveh na hampijaliany ireo zanak'olombelona? Tsy mampahory na mampijaly ireo zanak'olombelona ny ao am-pon'i Yaveh.