plt_tq/lam/03/25.md

8 lines
396 B
Markdown

# Tahaka ny inona Yaveh amin'ny olona izay miandry Azy sy amin'ny olona izay miandry amim-pahanginana ny famonjen'i Yaveh?
Yaveh dia tsara ho an'ireo izay miandry Azy, sy miandry amim-pahanginana ny famonjen'i Yaveh.
# Tokony ahoana ny fomba fipetraky ny olona satria efa nametraka izany teo aminy Yaveh?
Tokony hipetraka irery ary mangina ny olona satria efa nametraka izany teo aminy Yaveh.