plt_tq/lam/03/25.md

396 B

Tahaka ny inona Yaveh amin'ny olona izay miandry Azy sy amin'ny olona izay miandry amim-pahanginana ny famonjen'i Yaveh?

Yaveh dia tsara ho an'ireo izay miandry Azy, sy miandry amim-pahanginana ny famonjen'i Yaveh.

Tokony ahoana ny fomba fipetraky ny olona satria efa nametraka izany teo aminy Yaveh?

Tokony hipetraka irery ary mangina ny olona satria efa nametraka izany teo aminy Yaveh.