# Tahaka ny inona Yaveh amin'ny olona izay miandry Azy sy amin'ny olona izay miandry amim-pahanginana ny famonjen'i Yaveh? Yaveh dia tsara ho an'ireo izay miandry Azy, sy miandry amim-pahanginana ny famonjen'i Yaveh. # Tokony ahoana ny fomba fipetraky ny olona satria efa nametraka izany teo aminy Yaveh? Tokony hipetraka irery ary mangina ny olona satria efa nametraka izany teo aminy Yaveh.