plt_tq/lam/01/21.md

8 lines
374 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo fahavalon'i Jerosalema rehefa nandre ny momba ny fahavalony izy ireo?
Nifaly ireo fahavalon'i Jerosalema.
# Inona no angatahin'i Jerosalema mba hanaovan'i Yaveh ireo fahavalony rehefa tonga teo anoloan'i Yaveh izy ireo?
Mangataka i Jerosalema ny mba hampijalian'i Yaveh ireo fahavalony tahaka ny nampijaliany azy tamin'ny fandikan-dalàny rehetra.