plt_tq/lam/01/21.md

374 B

Inona no nataon'ireo fahavalon'i Jerosalema rehefa nandre ny momba ny fahavalony izy ireo?

Nifaly ireo fahavalon'i Jerosalema.

Inona no angatahin'i Jerosalema mba hanaovan'i Yaveh ireo fahavalony rehefa tonga teo anoloan'i Yaveh izy ireo?

Mangataka i Jerosalema ny mba hampijalian'i Yaveh ireo fahavalony tahaka ny nampijaliany azy tamin'ny fandikan-dalàny rehetra.