# Inona no nataon'ireo fahavalon'i Jerosalema rehefa nandre ny momba ny fahavalony izy ireo? Nifaly ireo fahavalon'i Jerosalema. # Inona no angatahin'i Jerosalema mba hanaovan'i Yaveh ireo fahavalony rehefa tonga teo anoloan'i Yaveh izy ireo? Mangataka i Jerosalema ny mba hampijalian'i Yaveh ireo fahavalony tahaka ny nampijaliany azy tamin'ny fandikan-dalàny rehetra.