plt_tq/lam/01/18.md

284 B

Iza no lasan-ko babo satria nikomy hanohitra ny didin'i Yaveh i Jerosalema?

Lasan-ko babo ireo virijininy sy ireo olo-maherin'i Jerosalema.

Iza no maty tao an-tanàna raha nitady sakafo hampody ny ainy izy ireo?

Maty tao an-tanàna ireo mpisorona sy ireo loholon'i Jerosalema.