# Iza no lasan-ko babo satria nikomy hanohitra ny didin'i Yaveh i Jerosalema? Lasan-ko babo ireo virijininy sy ireo olo-maherin'i Jerosalema. # Iza no maty tao an-tanàna raha nitady sakafo hampody ny ainy izy ireo? Maty tao an-tanàna ireo mpisorona sy ireo loholon'i Jerosalema.