plt_tq/lam/01/18.md

8 lines
284 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no lasan-ko babo satria nikomy hanohitra ny didin'i Yaveh i Jerosalema?
Lasan-ko babo ireo virijininy sy ireo olo-maherin'i Jerosalema.
# Iza no maty tao an-tanàna raha nitady sakafo hampody ny ainy izy ireo?
Maty tao an-tanàna ireo mpisorona sy ireo loholon'i Jerosalema.