plt_tq/lam/01/13.md

8 lines
355 B
Markdown

# Inona no navelatr'i Yaveh teo alohan'ny tongotr'i Jerosalema mba hamerenana azy?
Namelatra harato teo alohan'ny tongotr'i Jerosalema Yaveh.
# Inona no lavo noho ny ziogan'ireo fandikan-dalàn'i Jerosalema izay niara-nafatotra sy napetraka teo an-tsorony?
Lavo noho ny ziogan'ireo fandikan-dalàna izay napetraka teo an-tsorony ny herin'i Jerosalema.