plt_tq/lam/01/13.md

355 B

Inona no navelatr'i Yaveh teo alohan'ny tongotr'i Jerosalema mba hamerenana azy?

Namelatra harato teo alohan'ny tongotr'i Jerosalema Yaveh.

Inona no lavo noho ny ziogan'ireo fandikan-dalàn'i Jerosalema izay niara-nafatotra sy napetraka teo an-tsorony?

Lavo noho ny ziogan'ireo fandikan-dalàna izay napetraka teo an-tsorony ny herin'i Jerosalema.