# Inona no navelatr'i Yaveh teo alohan'ny tongotr'i Jerosalema mba hamerenana azy? Namelatra harato teo alohan'ny tongotr'i Jerosalema Yaveh. # Inona no lavo noho ny ziogan'ireo fandikan-dalàn'i Jerosalema izay niara-nafatotra sy napetraka teo an-tsorony? Lavo noho ny ziogan'ireo fandikan-dalàna izay napetraka teo an-tsorony ny herin'i Jerosalema.