plt_tq/3jn/01/09.md

20 lines
600 B
Markdown

# Inona no tian'i Diotrefa?
Tian'i Diotrefa ny ho voalohany eo amin'ny fiangonana.
# Inona no toetran'i Diotrefa manoloana an'i Jaona?
Tsy nandray an'i Jaona i Diotrefa.
# Inona no hataon'i Jaona raha tonga any amin'i Galo sy ny fiangonana izy?
Raha tonga i Jaona dia hahatsiaro ireo asa ratsin'i Diotrefa izy.
# Inona nataon'i Diotrefa tamin'ireo rahalahy nandroso ho an'ny Anarana?
Tsy nandray ireo rahalahy i Diotrefa.
# Inona no nataon'i Diotrefa tamin'ireo izay nandray ireo rahalahy?
Nandrara azy ireo tsy handray ireo rahalahy i Diotrefa, ary nandroaka azy ireo hiala ny fiangonana.