# Inona no tian'i Diotrefa? Tian'i Diotrefa ny ho voalohany eo amin'ny fiangonana. # Inona no toetran'i Diotrefa manoloana an'i Jaona? Tsy nandray an'i Jaona i Diotrefa. # Inona no hataon'i Jaona raha tonga any amin'i Galo sy ny fiangonana izy? Raha tonga i Jaona dia hahatsiaro ireo asa ratsin'i Diotrefa izy. # Inona nataon'i Diotrefa tamin'ireo rahalahy nandroso ho an'ny Anarana? Tsy nandray ireo rahalahy i Diotrefa. # Inona no nataon'i Diotrefa tamin'ireo izay nandray ireo rahalahy? Nandrara azy ireo tsy handray ireo rahalahy i Diotrefa, ary nandroaka azy ireo hiala ny fiangonana.