plt_tq/3jn/01/09.md

600 B

Inona no tian'i Diotrefa?

Tian'i Diotrefa ny ho voalohany eo amin'ny fiangonana.

Inona no toetran'i Diotrefa manoloana an'i Jaona?

Tsy nandray an'i Jaona i Diotrefa.

Inona no hataon'i Jaona raha tonga any amin'i Galo sy ny fiangonana izy?

Raha tonga i Jaona dia hahatsiaro ireo asa ratsin'i Diotrefa izy.

Inona nataon'i Diotrefa tamin'ireo rahalahy nandroso ho an'ny Anarana?

Tsy nandray ireo rahalahy i Diotrefa.

Inona no nataon'i Diotrefa tamin'ireo izay nandray ireo rahalahy?

Nandrara azy ireo tsy handray ireo rahalahy i Diotrefa, ary nandroaka azy ireo hiala ny fiangonana.