plt_tq/3jn/01/05.md

8 lines
338 B
Markdown

# Iza no noraisin'i Galo ary nalefany tamin'ny dian'izy ireo?
Ireo sasany izay nandeha noho ilay Anarana no noraisin'i Galo sy nalefany tamin'ny dian'izy ireo.
# Nahoana hoy Jaona no tokony handray ireo rahalahy tahaka izany ireo mpino?
Nambaran'i Jaona fa tokony handray azy ireo izy ireo mba ho mpiara-miasa ho amin'ny fahamarinana.