plt_tq/3jn/01/05.md

338 B

Iza no noraisin'i Galo ary nalefany tamin'ny dian'izy ireo?

Ireo sasany izay nandeha noho ilay Anarana no noraisin'i Galo sy nalefany tamin'ny dian'izy ireo.

Nahoana hoy Jaona no tokony handray ireo rahalahy tahaka izany ireo mpino?

Nambaran'i Jaona fa tokony handray azy ireo izy ireo mba ho mpiara-miasa ho amin'ny fahamarinana.